diabete   
diabeta
[fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [Rajemisa 1985]