Teny iditra | deronderona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hadedahana misy fireharehana amin' ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Perching up in any high and conspicuous position [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Forfanterie, fanfaronnade, paroles hautaines [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |