Teny iditra deraina (dera)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person [1.2]
 To be praised [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) [1.3]
 Qu'on loue [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : deraina, deraiko, derainao, derainy, deraintsika, derainay, derainareo, derain', derain-, deraim-, derai-
Ny lasa : noderaina, noderaiko, noderainao, noderainy, noderaintsika, noderainay, noderainareo, noderain', noderain-, noderaim-, noderai-
Ny hoavy : hoderaina, hoderaiko, hoderainao, hoderainy, hoderaintsika, hoderainay, hoderainareo, hoderain', hoderain-, hoderaim-, hoderai-
Filaza mandidy : derao
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20