Teny iditra demony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin' Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin' ny ratsy mba hamarina azy any amin' ny afobe miaraka aminy
Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin' ny ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Démon, diable
Fig. mauvais sujet [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démon.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31