Teny iditra | dehana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fandeha somary mibehambehana sy miletaleta. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Démarche traînante en écartant les jambes, en oscillant comme les oies [1.3] | |
Tovy hevitra | deha ~ dehandehana | |
Fivaditsoratra | andeha, dehana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |