Teny iditra | darona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindra na fitenenana miadana sy toa tsy miraidraika, tsy rototra. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lenteur, mollesse dans l'action, dans la parole, ampleur du son musical, mélodie, symphonie [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | andrao, androa, darona, dorana, radona, rodana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |