Teny iditra da
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kind of print-calico [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Damas, étoffe damassée [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: damas.

Teny iditra dama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hie de paveur [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: dame.

Teny iditra dama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: dames.

Teny iditra Dama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Anaran' olona 

Teny iditra Dama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Ohatra 
1Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
2Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Voambolana 
Tovy hevitra Damalahy ~ Ilaidama ~ Lahidama ~ Radama

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25