Teny iditra dadafara (dada, fara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: Andeha hitsena an' dadafara izahay fa ho tonga anio izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An uncle, the younger brother of the father or mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oncle, le frère cadet du père ou de la mère [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31