cancer   
asorotany
asorotany
anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [Ravelojaona 1937]
the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [Richardson 1885]

cancer   
asorotany
tropique du Cancer [SLP 1986]
asorotany
anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [Ravelojaona 1937]
fery mihady
cancer [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
kansera