Teny iditra | -by | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vy | |||
Ohatra | Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa;
[2.470] | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | by | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fatratra, mahay: Sady kanto no by [1.1] | |||
Teny iditra | by | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny anglisy | Anilany; akaiky; araka, noho [1.17] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |