Teny iditra bozaka aman' ahitra
Singan-teny bozaka ; amana ; ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
 Worthless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16