1 | ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho Borozany; [Cohen-Bessy: Rakotovao]
|
2 | Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [Razoharinoro: Soratra]
|
|