Teny iditra boriky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampondra [1.1]
Ohatra 
1Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
2kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: bourrique.
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra boriky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: bourrique.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30