Teny iditra | boria | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sidintsidina [1.78] | |
[Bara] Sorohitra [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The name of a bird (Prov.) same as sorohitra [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, sorte d'alouette. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | bario, birao, boria, oriba, rabio, robay, robia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |