Teny iditra boramena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena: Boramena teo no ho eo izy raha vao norahonan-dRakoto [1.1]

Teny iditra boramena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omen' ny olona ny karazan' olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy [1.1]

Teny iditra boramena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de bora : gros et mou, nonchalant, et mena : rouge). Nom donné à plusieurs plantes (arbres ou arbustes) ayant des fleurs ou fruits rouges, notamment :
Hildegardia erythrosiphon (Baill.) Kosterm. (Malvaceae).
Poivrea grandidieri (Drake) H. Perrier (Combretaceae)
Crateva greveana Baill. (Capparaceae)
Camptolepis ramiflora (Taub.) Radlk. (Sapindaceae) [1.196]
Anarana siantifika Camptolepis ramiflora, Crateva greveana, Hildegardia erythrosiphon, Poivrea grandidieri
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31