Teny iditra boraingina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Despotique, arbitraire, injuste [1.3]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11