Teny iditra bonaika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable [1.2]
 Peaceful, easy-going [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Paisible ; ne rien faire. [1.19]
 Paisible, pacifique [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra boneka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31