Teny iditra bolivianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta
Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: bolivien.
Mpanahaka  Bolivia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31