Teny iditra | boletaleta | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Short, dwarfish. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | boleta ~ boletaka | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |