Teny iditra | bodofotsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Firakotra matevina vita amin' ny fahana vaventy landihazo na volonondry: Bodofotsy mainty ny an' ny miaramila. / Mitafy bodofotsy rehefa mangatsiaka ny olona eny ambanivohitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A blanket, flannel, a coverlet made of wool. [Ar. Hura'm abiad (?), a blanket.] [1.2] | |
A blanket [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Couverture [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |