Teny iditra | bodoana (bodo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on retient pour soi; ravie de son mari [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | bodoina | ||||||
Fivaditsoratra | abodaño, bodoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |