Teny iditra boboky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Voatavo fanaovana ronono mandry na abobo [1.78]

Teny iditra boboky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Kiran-dravinala fanao rapaka (gorodona) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] écorce de ravenala dont on fait le plancher des cases [1.82]

Teny iditra boboky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsy misy intsony, foana [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31