Teny iditra |
bo~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny tovona "bo" dia fanamafisana sy fampitomboan-kevitra: boraraka [1.10]
|
| Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo na hanamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany: Bosesika (sesika) [1.1]
|
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fidoboky ny zavatra mianjera na mipoaka mafy Feo avoakan' ny vavafivalanana rehefa mangetotra: Manao bo [1.1]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
zazavavy
[1.78]
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka, Tanosy]
vovoka
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Poussière, terre sèche [1.82]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mora mirehitra sahala amin' ny vohavohan-dandihazo natao handraisana afo amin' ny vato kapaika na vatoafo Tendron' ny tahon' afokasoka misy ny vanjany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tinder The sulphurous composition on the end of a match which takes fire. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
Nom donné au champignon à amadou : Polyporus fomentarius L. et aux espèces voisines utilisées comme mèche à briquet. Par extension, aussi à toutes les matières qui s'enflamment facilement, notamment les aigrettes des graines de Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. Aiton (Apocynaceae), souvent utilisées pour battre le briquet.
[1.196]
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tsimihety]
Nom donné au tubercule situé à la base de diverses lianes forestières, notamment le marahaly. Chaque plante peut faire l'objet de deux récoltes.
Lors de la première récolte, le tubercule est très tendre. C'est à ce moment qu'on l'appelle bo, ou
bo-marahaly.
Les tubercules de la seconde récolte sont durs mais très sucrés. On les appelle sindiny ou sindi-marahaly.
[1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra malemy mibofoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A kind of thistle-down used for stuffing mattresses [1.2]
|
|