Teny iditra | bibimora | |
Singan-teny | biby ; mora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindrahamavaly [1.2] | |
Ohatra | Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka.
[1.281] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |