Teny iditra besiaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Masiaka, mora tezitra, olona tezitezi-dava na dia zavatra kely fotsiny aza dia efa tezitra [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31