Teny iditra bedy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra bedibedy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21