Teny iditra | basy katsaka | |
Singan-teny | basy ; katsaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kibasibasy atao amin' ny tahon-katsaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (basikatsaka) A toy gun made from the maize stalk. [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |