Teny iditra | baolina kitra | |
Singan-teny | baolina ; kitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisintanana, lalao baolina boribory [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Soccer football [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Football [1.8] | |
Voambolana | Fanatanjahan-tena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |