Teny iditra bantoa
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Bantu [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Bantou [3.1]
Ohatra 
1Ny Indoneziana dia tsy mpiompy loatra fa ny Bantoa no mpiompy nikoizana. [2.113]
2Nanampy nanaraka izany ny fandinihana ny fiteny malagasy : ny tantarany, ny voambolany, ny firafiny, ny fifandraisany amin' ny teny hafa (indoneziana, sansikirita, arabo, hebreo, bantoa, soahilia sns. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31