Teny iditra bango an-katoka
Singan-teny bango ; hatoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16