Teny iditra | bambo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For bao [1.2] | |
Teny iditra | bambo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ambin-javatra nozaraina, ka tsy maintsy tapahana tsikelikely indray mba ho zaraina amin'ny rehetra koa mba tsy ho misy ho maty antoka, zavatra hikambanana [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Surplus d'un partage, partagé ensuite. [1.19] | |
Fivaditsoratra | bambo, bomba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |