Teny iditra | baholymaso > baholimaso | |
Singan-teny | baholy ; maso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava [1.1] | |
[ baholy maso ] Bebe maso mahafinaritra [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Fine-eyed, having beautiful eyes. See barimaso [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a de beaux et grands yeux [1.3] | |
Tovy hevitra | baholy | |