Teny iditra (1/3) | 1 azony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taifasy]
vatan-kazo |
Teny iditra (2/3) | 4 azony |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny iharana azo sy mpisolo |
Ohatra |
6 sady azony koa ny vadiny. [2.69#] 7 Vola madinika avokoa ny azony. [2.117#] |
Teny iditra (3/3) | 8 azony |
Fototeny | 9 zotra |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana azotra sy mpisolo |
Fivaditsoratra | 11 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |