Teny iditra avy aiza
Singan-teny avy ; aiza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? -- Avy any Ambatolampy izy, tompoko [1.1]
Ohatra Iza, tompoko, no anaranao, hoy ny Prezida, Fiangonana avy aiza? [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/16