avril   
aprily
Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
avril [3.1]
avrily