Teny iditra | avo roa toko | |
Singan-teny | avo ; roa ; toko | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana fa niampy roa ohatra ny efa tao, izany hoe: ny iray tonga telo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le triple [1.3] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |