Teny iditra avorina (vorina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy teto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avorina, avoriko, avorinao, avoriny, avorintsika, avorinay, avorinareo, avorin', avorin-, avorim-, avori-
Ny lasa : navorina, navoriko, navorinao, navoriny, navorintsika, navorinay, navorinareo, navorin', navorin-, navorim-, navori-
Ny hoavy : havorina, havoriko, havorinao, havoriny, havorintsika, havorinay, havorinareo, havorin', havorin-, havorim-, havori-
Filaza mandidy : avoreno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20