Entrée avo ny lanitra ka tsy takatro (avo, lanitra, takatro)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina

Mis à jour le 2020/07/31