Teny iditra | avohitra (vohitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Abontsina Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on fait renfler [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |