Teny iditra aviotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazam-bahy misy tilony mitovy ravina amin'ny oviala, roindambo [1.78]
 Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Salsepareille [1.3]
  [Bezanozano, Merina] . Smilax kraussiana Meisn. (Smilacaceae). Voir avaotra. [1.196]
Anarana siantifika Smilax kraussiana
Voambolana 
Tovy hevitra fandrikibodisy
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31