Teny iditra | atsindry (tsindry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manindry: Biriky atsindry io tsihy io raha toa tsy mahita vato ianao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atsindry io | ||||||||
Fivaditsoratra | atsindry, dratsiny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |