Teny iditra atsimotsimo (atsimo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao [2.470]
2Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana [2.588]
Voambolana 
Mpanahaka  avarabaratra ~ atsinanananana ~ andrefandrefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20