Teny iditra atsena (tsena)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin' ny tena: Ny kihoko no natsenako ny totohondriny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsena, atseko, atsenao, atseny, atsentsika, atsenay, atsenareo, atsen', atsen-, atsem-, atse-
Ny lasa : natsena, natseko, natsenao, natseny, natsentsika, natsenay, natsenareo, natsen', natsen-, natsem-, natse-
Ny hoavy : hatsena, hatseko, hatsenao, hatseny, hatsentsika, hatsenay, hatsenareo, hatsen', hatsen-, hatsem-, hatse-
Filaza mandidy : atsenao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20