Teny iditra | atrehina (atrika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See atrika. [1.2] | ||||||||
To be faced [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à quoi on fait face, dont on est témoin [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atrehina io | ||||||||
Fivaditsoratra | atrehina, hena raty, ihetrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |