Teny iditra | atoraka (toraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vato na zavatra hala atsipy mba hahavoa: Itỳ ilay vato natorany ahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be thrown at something [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on lance [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atoraka io | ||||||||
Fivaditsoratra | akoatra, atakaro, atoraka, atrakao, atraoka, karatoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |