Teny iditra | atonta (tonta) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao printy: Boky vao natonta ity Azera: Tandremo sao atontanao ireny lovia ireny Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be pressed down on something; to be printed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on estampe [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atonta, tatano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |