Teny iditra atodiakanga (atody, akanga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tendron' ny lohan' ny taolam-pe izay vorivory sy malama tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The head of the thigh bone. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31