Teny iditra | atiala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ala, toerana lavitra tanàna ka rakofan'ny hazo maromaro [1.78] | |
[Bezanozano, Sihanaka] Ala [1.78] | ||
Fivaditsoratra | ala aty, atiala, aty ala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |