Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
atetika
(
te
tika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mitetika, mandidy ho tapatapany fohy hatrany:
Itỳ ny antsy natetiko ny mangahazo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atetika
, atetiko, atetikao, atetiny, atetitsika, atetikay, atetikareo, atetik', ateti-
Ny lasa :
natetika, natetiko, natetikao, natetiny, natetitsika, natetikay, natetikareo, natetik', nateti-
Ny hoavy :
hatetika, hatetiko, hatetikao, hatetiny, hatetitsika, hatetikay, hatetikareo, hatetik', hateti-
Filaza mandidy :
ateteho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20