Teny iditra | atapy (tapy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ahahy [1.78] | ||||||||
Atanina amin' ny hainandro: Atapio ireto lamba ireto ho maina tsara [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atapy io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |